Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

‘Mampahery ny Fitiavana’

‘Mampahery ny Fitiavana’

1 KORINTIANINA 8:1

MARAINA

  • 9.30 Mozika

  • 9.40 Hira 90 sy Vavaka

  • 9.50 ‘Ny Fahalalana Mampirehareha, fa ny Fitiavana Kosa Mampahery’

  • 10.05 Lahateny Mifampitohy: Nampahery ny Hafa Izy Ireo

    • Barnabasy

    • Paoly

    • Dorkasy

  • 11.05 Hira 79 sy Fampandrenesana

  • 11.15 Tsy Mitory ny Vaovao Tsara Fotsiny Isika Rehefa Manompo

  • 11.30 Fanokanan-tena sy Batisa

  • 12.00 Hira 52

TOLAKANDRO

  • 1.10 Mozika

  • 1.20 Hira 107 sy Vavaka

  • 1.30 Lahateny ho An’ny Besinimaro: Mankatò ny Fitsipik’Andriamanitra Ireo Manana ny Tena Fitiavana

  • 2.00 Fianarana Ny Tilikambo Fiambenana

  • 2.30 Hira 101 sy Fampandrenesana

  • 2.40 Lahateny Mifampitohy: Mandraisa Anjara Amin’ny Fitomboan’ny Fiangonana

    • Tiavo ny Fahamarinana ao Amin’ny Baiboly

    • Ekeo fa Mahasoa ny Didin’Andriamanitra

    • Ampaherezo ny Mpiara-manompo

  • 3.40 “Ataovy Amim-pitiavana Izay Rehetra Ataonareo”

  • 4.15 Hira 105 sy Vavaka