Henoy Tsara ny Valin’ireto Fanontaniana Ireto
1. Inona avy ireo zavatra telo ataon’i Jehovah ka mahatonga antsika ho faly? (Sal. 32:1-10)
2. Inona no hanampy antsika ho faly dieny izao? (Sal. 5:11, 12; 91:14)
3. Inona no hanampy antsika ho faly foana rehefa manompo, na dia misy olana aza? (Asa. 13:50-52; Rom. 5:3-5)
4. Inona no tokony hataontsika mba tsy hisy zavatra hanavesatra antsika, amin’izay isika ho faly foana? (Lioka 21:34)
5. Ahoana no hampifalin’i Jehovah antsika? (Sal. 92:4, 5)
6. Ahoana no hatao mba ho eo anatrehantsika foana i Jehovah? (Rom. 1:20; Deot. 6:6-9; Fil. 4:6; Sal. 16:3)