Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

“Mifalia Amin’i Jehovah”

“Mifalia Amin’i Jehovah”

Salamo 32:11

MARAINA

  • 9.40 Mozika

  • 9.50 Hira 9 sy Vavaka

  • 10.00 ‘Mifalia Amin’i Jehovah ary Miravoravoa’

  • 10.15 Faly Foana na dia Miatrika Olana Aza

  • 10.30 Inona no Hanampy Anao ho “Feno Fifaliana” Rehefa Manompo?

  • 10.55 Hira 76 sy Fampandrenesana

  • 11.05 Aza Avela Hisy Zavatra Hanavesatra ny Fonao

  • 11.35 Fanokanan-tena sy Batisa

  • 12.05 Hira 51

TOLAKANDRO

  • 1.20 Mozika

  • 1.30 Hira 111

  • 1.35 Fitantarana

  • 1.45 Fianarana Ny Tilikambo Fiambenana

  • 2.15 Lahateny Mifampitohy: Ataon’i Jehovah Faly Isika...

    • • Rehefa Manao Mpianatra

    • • Rehefa Manampy ny Mpiara-manompo

    • • Rehefa Miaritra Fitsapana

  • 3.00 Hira 2 sy Fampandrenesana

  • 3.10 Ataovy eo Anatrehanao Foana i Jehovah

  • 3.55 Hira 7 sy Vavaka