Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ampifalio ny Fon’i Jehovah!

Ampifalio ny Fon’i Jehovah!

Ohabolana 27:11

MARAINA

  • 9.30 Mozika

  • 9.40 Hira 29 sy Vavaka

  • 9.50 Ampifalio ny Fon’i Jehovah!

  • 10.05 Lahateny Mifampitohy: Tahafo Ireto Toetran’i Jehovah Efatra Ireto:

    • • Manao ny Rariny

    • • Tsy Manampatra Hery sy Fahefana

    • • Manam-pahendrena

    • • Be Fitiavana

  • 11.05 Hira 81 sy Fampandrenesana

  • 11.15 Manome Voninahitra An’Andriamanitra Isika Rehefa “Mamoa Be”

  • 11.30 Fanokanan-tena sy Batisa

  • 12.00 Hira 49

TOLAKANDRO

  • 1.10 Mozika

  • 1.20 Hira 28 sy Vavaka

  • 1.30 Lahateny ho An’ny Besinimaro: Ahoana no Azonao Ampifaliana An’Andriamanitra?

  • 2.00 Fianarana Ny Tilikambo Fiambenana

  • 2.30 Hira 35 sy Fampandrenesana

  • 2.40 Lahateny Mifampitohy: Manaova Zavatra Mampifaly An’i Jehovah...

    • • eo Amin’ny Fiainanao Manokana

    • • ao An-tokantrano

    • • eo Anivon’ny Fiangonana

    • • eo Amin’ny Fiaraha-monina

  • 3.40 “Ny Fifaliana avy Amin’i Jehovah no Fiarovana Mafy ho Anareo”

  • 4.15 Hira 110 sy Vavaka