Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Henoy Tsara ny Valin’ireto Fanontaniana Ireto

Henoy Tsara ny Valin’ireto Fanontaniana Ireto
  1. 1. Inona avy ny tombontsoa ananantsika mpanompon’i Jehovah? (Ohab. 27:11)

  2. 2. Ahoana no anahafantsika an’i Jesosy ka ampifaliantsika ny fon’i Jehovah? (Jaona 8:29)

  3. 3. Ahoana no ampifaliantsika ny fon’i Jehovah eny amin’ny fanompoana? (Jaona 15:8)

  4. 4. Ahoana no ampifaliantsika an’i Jehovah, eo amin’ny lafiny rehetra amin’ny fiainantsika? (Jaona 14:31; Efes. 6:1-4; Sal. 35:18; 1 Pet. 2:12)

  5. 5. Inona no hanampy antsika hiatrika fitsapana sy hakiviana ary fakam-panahy? (Neh. 8:10)