Afaka ny ho Sakaizan’Andriamanitra Ianao!
Hanampy anao ho lasa naman’Andriamanitra ity bokikely ity.
LESONA 1
Tian’Andriamanitra ho Namany Ianao
Olona maro eran-tany no lasa naman’Andriamanitra. Afaka ny ho naman’Andriamanitra koa ianao.
LESONA 2
Andriamanitra no Namana Tsara Indrindra
Hanampy anao izy, ka ho sambatra sy hilamin-tsaina ianao.
LESONA 3
Mianara Momba An’Andriamanitra
Hanampy anao izany hahafantatra hoe inona no tiany sy tsy tiany.
LESONA 4
Ahoana no Hahafantaranao An’Andriamanitra?
Ampahafantarin’Andriamanitra antsika izay nataony taloha, sy izay ataony ankehitriny, ary izay hataony amin’ny hoavy.
LESONA 5
Hiaina ao Amin’ny Paradisa Ireo Naman’Andriamanitra
Tsy hitovy amin’izao fiainantsika izao ny Paradisa. Hanao ahoana àry ny fiainana ao amin’ny Paradisa?
LESONA 7
Tantara Andraisantsika Lesona
Inona ny lesona azontsika raisina avy amin’ny tantaran’i Noa?
LESONA 8
Iza no Fahavalon’Andriamanitra?
Azonao fantarina hoe iza izy ireo, dia amin’izay ianao tsy ho voafitany.
LESONA 9
Iza no Naman’Andriamanitra?
Ary inona no tian’izy ireo ho fantatry ny olona momba an’i Jehovah?
LESONA 11
Mialà Amin’ny Fivavahan-diso!
Ahoana no amantarana ny fivavahan-diso? Nahoana izy io no tena ratsy?
LESONA 15
Manao ny Tsara ny Naman’Andriamanitra
Inona avy ny zavatra tsara tokony hataontsika, mba ho naman’Andriamanitra isika?
LESONA 16
Asehoy fa Tia An’Andriamanitra Ianao
Mila miresaka amin’ny namanao ianao, mihaino azy, ary miresaka ny zavatra tsara ataony, mba ho mpinamana foana ianareo. Izany koa no tokony hataonao, raha naman’Andriamanitra ianao.
LESONA 17
Aoka Ianao ho Mendrika ny ho Naman’Andriamanitra
Ho tia kokoa an’Andriamanitra ianao, arakaraka ny ianaranao momba azy.
LESONA 18
Aoka Ianao ho Naman’Andriamanitra Mandrakizay!
Homen’Andriamanitra fiainana mandrakizay ireo namany. Fanomezana sarobidy izany.