Hijery ny anatiny

FIZARANA 1

Ilay Tena Hazavana ho An’izao Tontolo Izao

Ilay Tena Hazavana ho An’izao Tontolo Izao

Niaraka tamin’Andriamanitra ny Teny tany am-piandohana, ary andriamanitra izy (gnj 1 00:00–00:43)

Nampiasain’Andriamanitra mba hamoronana ny zavatra hafa rehetra ny Teny (gnj 1 00:44–01:00)

Tamin’ny alalan’ny Teny no nampisy ny fiainana sy ny hazavana (gnj 1 01:01–02:11)

Tsy maharesy ny hazavana ny haizina (gnj 1 02:12–03:59)

Manazava ny zava-nisy sy ny antony nanoratany ny fitantarany i Lioka. Teofilo no anoratany (gnj 1 04:13–06:02)

Miresaka mialoha momba ny hahaterahan’i Jaona Mpanao Batisa i Gabriela (gnj 1 06:04–13:53)

Miresaka mialoha momba ny hahaterahan’i Jesosy i Gabriela (gnj 1 13:52–18:26)

Maria mitsidika an’i Elizabeta havany (gnj 1 18:27–21:15)

Maria mankalaza an’i Jehovah (gnj 1 21:14–24:00)

Teraka i Jaona, dia omena anarana (gnj 1 24:01–27:17)

Maminany i Zakaria (gnj 1 27:15–30:56)

Bevohoka noho ny asan’ny fanahy masina i Maria. Ny nataon’i Josefa (gnj 1 30:58–35:29)

Josefa sy Maria mankany Betlehema. Teraka i Jesosy (gnj 1 35:30–39:53)

Anjely maro be miseho amin’ny mpiandry ondry any an-tsaha (gnj 1 39:54–41:40)

Mpiandry ondry mankany amin’ny fihinanam-bilona (gnj 1 41:41–43:53)

Jesosy atolotra ho an’i Jehovah ao amin’ny tempoly (gnj 1 43:56–45:02)

Simeona nanana tombontsoa hahita an’i Kristy (gnj 1 45:04–48:50)

Ana miresaka momba an’ilay zaza (gnj 1 48:52–50:21)

Ny fitsidihan’ireo mpanandro sy ny teti-dratsin’i Heroda (gnj 1 50:25–55:52)

Josefa mitondra an’i Maria sy Jesosy mandositra any Ejipta (gnj 1 55:53–57:34)

Asain’i Heroda vonoina ny zazalahikely any Betlehema sy ny faritra rehetra manodidina (gnj 1 57:35–59:32)

Jesosy sy ny fianakaviany, lasa mipetraka ao Nazareta (gnj 1 59:34–1:03:55)

Jesosy, 12 taona, ao amin’ny tempoly (gnj 1 1:04:00–1:09:40)

Jesosy miverina any Nazareta miaraka amin’ny ray aman-dreniny (gnj 1 1:09:41–1:10:27)

Efa ho tonga eo amin’izao tontolo izao ilay tena hazavana (gnj 1 1:10:28–1:10:55)