Iza no Mahavaly ny Fanontaniana Momba ny Fiainana?
Ahoana ny hevitrao:
-
Ny mpitondra fivavahana ve?
-
Ny manam-pahaizana ve?
-
Sa ny Baiboly?
IZAO NO NOLAZAINA MOMBA AN’ANDRIAMANITRA:
“Ny teninao no fahamarinana.”—Jaona 17:17, Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao.
Mamaly ny fanontanian’ny olona an-tapitrisany ny Baiboly.
Te hahazo ny valin’ny fanontanianao koa ve ianao?
Jereo àry ny jw.org.
VAKIO ao ireto:
MIJERE video ara-baiboly ao:
MAKÀ boky sy gazety ao:
INONA AMIN’IRETO NO TENA MANAHIRAN-TSAINA ANAO?
Ho hitanao ao amin’ny jw.org ny valiny omen’ny Baiboly.
(Jereo ao amin’ny FAMPIANARAN’NY BAIBOLY › VALIN’IREO FANONTANIANA ARA-BAIBOLY)