Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Tatitra Maneran-tany 2018

Tatitra Maneran-tany 2018
  • Sampan’ny Vavolombelon’i Jehovah: 87

  • Tany Nanao Tatitra: 240

  • Tontalin’ny Fiangonana: 119 954

  • Mpanatrika ny Fahatsiarovana Eran-tany: 20 329 317

  • Nihinana Mofo sy Nisotro Divay Tamin’ny Fahatsiarovana: 19 521

  • Tampon’isan’ny Mpitory *: 8 579 909

  • Salanisan’ny Mpitory Isam-bolana: 8 360 594

  • Fitomboana Isan-jato Oharina Amin’ny Tamin’ny 2017: 1,4

  • Tontalin’ny Natao Batisa *: 281 744

  • Salanisan’ny Mpisava Lalana * Maharitra sy Manokana: 1 267 808

  • Salanisan’ny Mpisava Lalana Mpanampy Isam-bolana: 446 642

  • Tontalin’ny Ora Lany Teny Amin’ny Saha: 2 074 655 497

  • Salanisan’ny Fampianarana Baiboly * Isam-bolana: 10 079 709

Nandritra ny taom-panompoana 2018, * dia 214 tapitrisa dolara mahery no lanin’ny Vavolombelon’i Jehovah nikarakarana an’ireo mpisava lalana manokana sy misionera ary mpiandraikitra ny faritra, teo amin’ny fanompoana nanendrena azy ireo avy. Misy 20 331 no manompo any amin’ireo biraon’ny sampana. Anisan’ny Vondron’ny Mpanompo Manontolo Andro Manokan’ny Vavolombelon’i Jehovah izy rehetra.

^ feh. 7 Ireo mitory tsy tapaka ny vaovao tsaran’ny Fanjakan’Andriamanitra no antsoina hoe mpitory. (Matio 24:14) Manazava ny fomba anisana azy ireo ilay lahatsoratra ao amin’ny jw.org hoe “Firy ny Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah Eran-tany?

^ feh. 10 Manazava ny dingana tokony hataon’izay te ho lasa Vavolombelon’i Jehovah vita batisa ilay lahatsoratra ao amin’ny jw.org hoe “Inona no Tokony Hataoko Raha Te ho Lasa Vavolombelon’i Jehovah Aho?

^ feh. 11 Vavolombelona vita batisa sady fakan-tahaka ny mpisava lalana, ary manolo-tena hitory ny vaovao tsara mandritra ny ora voafaritra, isam-bolana.

^ feh. 14 Raha mila fanazavana fanampiny, dia jereo ilay lahatsoratra ao amin’ny jw.org hoe “Inona no Atao hoe Fianarana Baiboly?

^ feh. 15 Nanomboka tamin’ny 1 Septambra 2017 ka hatramin’ny 31 Aogositra 2018 ny taom-panompoana 2018.