Tatitra Maneran-tany 2019
Sampan’ny Vavolombelon’i Jehovah: 87
Tany Nanao Tatitra: 240
Tontalin’ny Fiangonana: 119 712
Mpanatrika ny Fahatsiarovana Eran-tany: 20 919 041
Nihinana Mofo sy Nisotro Divay Tamin’ny Fahatsiarovana: 20 526
Tampon’isan’ny Mpitory *: 8 683 117
Salanisan’ny Mpitory Isam-bolana: 8 471 008
Fitomboana Isan-jato Oharina Amin’ny Tamin’ny 2018: 1,3
Tontalin’ny Natao Batisa *: 303 866
Salanisan’ny Mpisava Lalana * Isam-bolana: 1 277 738
Salanisan’ny Mpisava Lalana Mpanampy Isam-bolana: 464 980
Tontalin’ny Ora Lany Teny Amin’ny Saha: 2 088 560 437
Salanisan’ny Fampianarana Baiboly * Isam-bolana: 9 618 182
Nandritra ny taom-panompoana 2019, * dia 224 tapitrisa dolara mahery no lanin’ny Vavolombelon’i Jehovah nikarakarana an’ireo mpisava lalana manokana sy misionera ary mpiandraikitra ny faritra, teo amin’ny fanompoana nanendrena azy ireo avy. Misy 20 858 no manompo any amin’ireo biraon’ny sampana. Anisan’ny Vondron’ny Mpanompo Manontolo Andro Manokan’ny Vavolombelon’i Jehovah izy rehetra.
^ feh. 7 Ireo mitory tsy tapaka ny vaovao tsaran’ny Fanjakan’Andriamanitra no antsoina hoe mpitory. (Matio 24:14) Manazava ny fomba anisana azy ireo ilay lahatsoratra ao amin’ny jw.org hoe “Firy ny Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah Eran-tany?”
^ feh. 10 Manazava ny dingana tokony hataon’izay te ho lasa Vavolombelon’i Jehovah vita batisa ilay lahatsoratra ao amin’ny jw.org hoe “Inona no Tokony Hataoko Raha Te ho Lasa Vavolombelon’i Jehovah Aho?”
^ feh. 11 Vavolombelona vita batisa sady fakan-tahaka ny mpisava lalana, ary manolo-tena hitory ny vaovao tsara mandritra ny ora voafaritra, isam-bolana.
^ feh. 14 Raha mila fanazavana fanampiny, dia jereo ilay lahatsoratra ao amin’ny jw.org hoe “Inona no Atao hoe Fianarana Baiboly?”
^ feh. 15 Nanomboka tamin’ny 1 Septambra 2018 ka hatramin’ny 31 Aogositra 2019 ny taom-panompoana 2019.