Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Tatitra Maneran-tany 2020

Tatitra Maneran-tany 2020
  • Sampan’ny Vavolombelon’i Jehovah: 87

  • Tany Nanao Tatitra: 240

  • Tontalin’ny Fiangonana: 120 387

  • Mpanatrika ny Fahatsiarovana Eran-tany: 17 844 773

  • Nihinana Mofo sy Nisotro Divay Tamin’ny Fahatsiarovana: 21 182

  • Tampon’isan’ny Mpitory *: 8 695 808

  • Salanisan’ny Mpitory Isam-bolana: 8 424 185

  • Fitomboana Isan-jato Oharina Amin’ny Tamin’ny 2019: -0,6

  • Tontalin’ny Natao Batisa *: 241 994

  • Salanisan’ny Mpisava Lalana * Isam-bolana: 1 299 619

  • Salanisan’ny Mpisava Lalana Mpanampy Isam-bolana: 338 568

  • Tontalin’ny Ora Lany Teny Amin’ny Saha: 1 669 901 531

  • Salanisan’ny Fampianarana Baiboly * Isam-bolana: 7 705 765

Nandritra ny taom-panompoana 2020, * dia 231 tapitrisa dolara no lanin’ny Vavolombelon’i Jehovah nikarakarana an’ireo mpisava lalana manokana sy misionera ary mpiandraikitra ny faritra, teo amin’ny fanompoana nanendrena azy ireo avy. Misy 20 994 no manompo any amin’ireo biraon’ny sampana. Anisan’ny Vondron’ny Mpanompo Manontolo Andro Manokan’ny Vavolombelon’i Jehovah izy rehetra.

^ feh. 7 Ireo mitory tsy tapaka ny vaovao tsaran’ny Fanjakan’Andriamanitra no antsoina hoe mpitory. (Matio 24:14) Manazava ny fomba anisana azy ireo ilay lahatsoratra ao amin’ny jw.org hoe “Firy ny Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah Eran-tany?

^ feh. 10 Manazava ny dingana tokony hataon’izay te ho lasa Vavolombelon’i Jehovah vita batisa ilay lahatsoratra ao amin’ny jw.org hoe “Inona no Tokony Hataoko Raha Te ho Lasa Vavolombelon’i Jehovah Aho?

^ feh. 11 Vavolombelona vita batisa sady fakan-tahaka ny mpisava lalana, ary manolo-tena hitory ny vaovao tsara mandritra ny ora voafaritra, isam-bolana.

^ feh. 14 Raha mila fanazavana fanampiny, dia jereo ilay lahatsoratra ao amin’ny jw.org hoe “Inona no Atao hoe Fianarana Baiboly?

^ feh. 15 Nanomboka tamin’ny 1 Septambra 2019 ka hatramin’ny 31 Aogositra 2020 ny taom-panompoana 2020.