Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Tatitra Maneran-tany 2021

Tatitra Maneran-tany 2021
  • Sampan’ny Vavolombelon’i Jehovah: 87

  • Tany Nanao Tatitra: 239

  • Tontalin’ny Fiangonana: 119 297

  • Mpanatrika ny Fahatsiarovana Eran-tany: 21 367 603

  • Nihinana Mofo sy Nisotro Divay Tamin’ny Fahatsiarovana: 20 746

  • Tampon’isan’ny Mpitory *: 8 686 980

  • Salanisan’ny Mpitory Isam-bolana: 8 480 147

  • Fitomboana Isan-jato Oharina Amin’ny Tamin’ny 2020: 0,7

  • Tontalin’ny Natao Batisa *: 171 393

  • Salanisan’ny Mpisava Lalana * Isam-bolana: 1 350 138

  • Salanisan’ny Mpisava Lalana Mpanampy Isam-bolana: 398 504

  • Tontalin’ny Ora Lany Teny Amin’ny Saha: 142 303 9931

  • Salanisan’ny Fampianarana Baiboly * Isam-bolana: 5 908 167

Nandritra ny taom-panompoana 2021, * dia 229 tapitrisa dolara no lanin’ny Vavolombelon’i Jehovah nikarakarana an’ireo mpisava lalana manokana sy misionera ary mpiandraikitra ny faritra, teo amin’ny fanompoana nanendrena azy ireo avy. ◼ Misy 20 595 no manompo any amin’ireo biraon’ny sampana. Anisan’ny Vondron’ny Mpanompo Manontolo Andro Manokan’ny Vavolombelon’i Jehovah izy rehetra.

^ feh. 7 Ireo mitory tsy tapaka ny vaovao tsaran’ny Fanjakan’Andriamanitra no antsoina hoe mpitory. (Matio 24:14) Manazava ny fomba anisana azy ireo ilay lahatsoratra ao amin’​ny jw.org hoe “Firy ny Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah Eran-tany?

^ feh. 10 Manazava ny dingana tokony hataon’izay te ho lasa Vavolombelon’i Jehovah vita batisa ilay lahatsoratra ao amin’ny jw.org hoe “Inona no Tokony Hataoko Raha Te ho Lasa Vavolombelon’i Jehovah Aho?

^ feh. 11 Vavolombelona vita batisa sady fakan-tahaka ny mpisava lalana, ary manolo-tena hitory ny vaovao tsara mandritra ny ora voafaritra, isam-bolana.

^ feh. 14 Raha mila fanazavana fanampiny, dia jereo ilay lahatsoratra ao amin’ny jw.org hoe “Inona no Atao hoe Fianarana Baiboly?

^ feh. 15 Nanomboka tamin’ny 1 Septambra 2020 ka hatramin’ny 31 Aogositra 2021 ny taom-panompoana 2021.