‘Torio Amin’ny Fomba Feno ny Fanjakan’Andriamanitra’
Miresaka ny niforonan’ny fiangonana kristianina tamin’ny taonjato voalohany ity boky ity ary manazava ny ifandraisan’izany amintsika amin’izao.
Sarintany
Sarintany mampiseho an’ilay antsoina amin’izao hoe Tany Masina, sy ny dian’ny apostoly Paoly tamin’izy misionera.
Taratasy avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana
Maninona isika no matoky hoe ampian’Andriamanitra foana rehefa ‘mitory amin’ny fomba feno’ ny Fanjakan’Andriamanitra?
TOKO 1
“Mandehana ... Ampianaro ny Olona”
Efa nilaza mialoha i Jesosy hoe hotorina eran-tany ny hafatra momba an’ilay Fanjakana. Ahoana ny fomba anaovana an’izany?
TOKO 2
“Ho Vavolombeloko ... Ianareo”
Ahoana no nanomanan’i Jesosy ny apostoliny mba hanao ny asa fitoriana?
TOKO 3
“Feno Fanahy Masina”
Inona no nataon’ny fanahy masin’Andriamanitra mba hisian’ny fiangonana kristianina?
TOKO 4
“Tsy Nahita Fianarana ... Sady Olon-tsotra”
Tsy natahotra mihitsy ny apostoly dia notahin’i Jehovah.
TOKO 5
“Andriamanitra no Mpitondra Anay ka Izy no Tsy Maintsy Ankatoavinay”
Nanana fahasahiana ny apostoly ka modely tsara ho an’ny tena Kristianina rehetra.
FIZARANA 2
“Nenjehina Mafy ny Fiangonana”
TOKO 6
“Tena Nankasitrahan’Andriamanitra i Stefana Sady Nomeny Hery Be”
Sahy nitory teo anoloan’ny Fitsarana Avo i Stefana. Inona no ianarantsika amin’izany?
TOKO 7
Torio “ny Vaovao Tsara Momba An’i Jesosy”
Modely tsara ho antsika i Filipo mpitory ny vaovao tsara.
TOKO 8
“Nilamina ny Fiangonana”
Lasa mpitory be zotom-po i Saoly na dia nanenjika mafy ny Kristianina aza.
TOKO 9
“Tsy Mijery Tavan’olona Andriamanitra”
Nanomboka nitory tamin’ny hafa firenena tsy voafora ny Kristianina.
TOKO 10
“Niely Foana ny Tenin’i Jehovah”
Nafahana tao am-ponja i Petera, ary niely foana ny vaovao tsara na teo aza ny fanenjehana.
FIZARANA 4
“Nirahin’ny Fanahy Masina”
TOKO 11
“Faly Be Sady Feno Fanahy Masina”
Modely tsara ho antsika i Paoly rehefa misy olona manohitra antsika na tsy miraika.
TOKO 12
‘Tena Sahy Nitory Noho ny Fahefana Nomen’i Jehovah’
Nanetry tena i Paoly sy Barnabasy, tsy kivy mihitsy, sady nataony nifanaraka tamin’ny olona nitoriany ny zavatra noresahiny.
FIZARANA 5
“Nivory ... ny Apostoly sy ny Anti-panahy”
TOKO 13
“Nifamaly” Be Izy Ireo
Nentina hodinihin’ny filan-kevi-pitantanana ilay adihevitra momba ny famorana.
TOKO 14
“Nifanaraka Izahay Rehetra”
Jereo ato hoe ahoana no nataon’ny filan-kevi-pitantanana mba handaminana an’ilay olana momba ny famorana. Jereo ato koa fa rehefa nifanara-kevitra ry zareo dia lasa niray saina ny fiangonana.
TOKO 15
“Nanatanjaka An’ireo Fiangonana” Izy Ireo
Manampy ny fiangonana mba hanana finoana matanjaka ny mpiandraikitra ny faritra.
TOKO 16
“Miampità Mankatỳ Makedonia”
Betsaka ny fitahiana rehefa manaiky fanendrena sady falifaly rehefa henjehina.
TOKO 17
“Nandresy Lahatra Azy Ireo” Izy, “ka Nampiasa ny Soratra Masina”
Nitory tamin’ny Jiosy tany Tesalonika sy Beria i Paoly.
TOKO 18
Mitadiava An’Andriamanitra, dia “Tena Hahita Azy” Ianao
Lasa afaka nitory tamin’iza i Paoly rehefa nitady marimaritra iraisana?
TOKO 19
“Mitoria Foana ary Aza Mangina”
Inona no azontsika ianarana amin’ny nataon’i Paoly tany Korinto, ka hanampy antsika hitory momba ny Fanjakan’Andriamanitra?
FIZARANA 7
“Nampianatra ... Ampahibemaso sy Isan-trano”
TOKO 20
“Niely Be ... Sady vao Mainka Nisy Heriny Be”, na teo aza ny Fanoherana
Jereo ato hoe ahoana no nataon’i Apolosy sy Paoly mba hampiroboroboana ny vaovao tsara.
TOKO 21
“Afaka Amin’ny Ran’ny Olona Rehetra Aho”
Nazoto nitory i Paoly sady nanome torohevitra ny anti-panahy.
TOKO 22
“Aoka ny Sitrapon’i Jehovah no Hatao”
Tapa-kevitra ny hanao ny sitrapon’Andriamanitra i Paoly ka nankany Jerosalema.
TOKO 23
“Henoy Aho fa Hilaza ny Fiarovan-Tenako”
Niaro ny fahamarinana teo anatrehan’ny vahoaka romotra sy ny Fitsarana Avo i Paoly.
TOKO 24
“Manàna Herim-po!”
Avotra ny apostoly Paoly na dia nisy saika hamono aza, ary niaro tena teo anatrehan’i Feliksa Governora izy.
TOKO 25
“Ampakariko any Amin’i Kaisara ity Raharaha Ity!”
Modely tsara ho antsika i Paoly satria niaro ny vaovao tsara.
TOKO 26
“Tsy Hisy Hamoy ny Ainareo Ianareo”
Vaky sambo i Paoly, nefa nampiseho finoana sy fitiavana tamin’ny olona.
TOKO 28
“Any Amin’ny Faritra Lavitra Indrindra eto An-tany”
Manohy an’ilay asa natomboky ny mpanara-dia an’i Jesosy Kristy tamin’ny taonjato voalohany ny Vavolombelon’i Jehovah.
Fanondroana Sary
Ny lisitry ny sary sasany ato amin’ity boky ity.