Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

FIZARANA 5 • Asan’ny Apostoly 15:1-35

“Nivory ... ny Apostoly sy ny Anti-panahy”

“Nivory ... ny Apostoly sy ny Anti-panahy”

Asan’ny Apostoly 15:6

Natahorana handrava ny fihavanana sy ny firaisan-tsain’ny fiangonana ny adihevitra be iray. Taiza ny fiangonana no nitady toromarika sy tari-dalana mba handaminana izany? Ho hitantsika ato amin’ity fizarana ity ny fomba nitantanana ny fiangonana tamin’ny taonjato voalohany. Modely ho an’ny vahoakan’Andriamanitra ankehitriny izany.