Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

FIZARANA 8

Asan’ny Apostoly 21:18–28:31

‘Nitory ny Fanjakan’Andriamanitra Tsy Nisy Fanakantsakanana’

‘Nitory ny Fanjakan’Andriamanitra Tsy Nisy Fanakantsakanana’

ASAN’NY APOSTOLY 28:31

Ho hitantsika ato amin’ity fizarana ity fa notoherin’ny vahoaka romotra i Paoly, natao am-ponja, ary notsaraina teo anoloan’ny manam-pahefana romanina samihafa. Nitory ny Fanjakan’Andriamanitra foana ilay apostoly, nandritra izany fotoana izany. Eo am-pandinihana an’ireo tantara mahaliana mamarana ny bokin’ny Asan’ny Apostoly, dia eritrereto hoe: ‘Ahoana no azoko anahafana an’io mpitory be zotom-po sy nanana fahasahiana io?’