Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

FIZARANA 1

Asan’ny Apostoly 1:1–6:7

“Nofenoinareo ny Fampianaranareo i Jerosalema”

“Nofenoinareo ny Fampianaranareo i Jerosalema”

ASAN’NY APOSTOLY 5:28

Nazoto nitory ny Fanjakan’Andriamanitra ny mpianatr’i Jesosy, nanomboka tamin’ny nandatsahana ny fanahy masina tamin’izy ireo, tamin’ny Pentekosta taona 33. Hodinihintsika ato amin’ity fizarana ity ilay tantara mahaliana momba ny niforonan’ny fiangonana kristianina, sy ny niroboroboan’ny fitoriana tao Jerosalema, ary ny fahasahian’ny apostoly na dia nitombo aza ny fanoherana.