Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

FIZARANA 2

Asan’ny Apostoly 6:8–9:43

“Nenjehina Mafy ny Fiangonana”

“Nenjehina Mafy ny Fiangonana”

ASAN’NY APOSTOLY 8:1

Tsy nitory ny Fanjakan’Andriamanitra intsony ve ireo Kristianina tamin’ny taonjato voalohany, rehefa nihamafy ny fanoherana? Vao mainka aza ny fanenjehana nampiroborobo ny asa fitoriana. Izany no ho hitantsika ato amin’ity fizarana ity.