Mitory eo am-baravarana any Vienne, Aotrisy

TARI-DALANA HO AN’NY FIAINANTSIKA SY NY FANOMPOANA Aogositra 2016

Fomba Fitory Modely

Fomba azo anolorana ny Mifohaza! sy ny bokikely Mihainoa An’Andriamanitra dia Hiaina Mandrakizay Ianao. Jereo ny modely, ka mamoròna fomba fitory mety aminao.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Mijanòna ao Amin’ny Toerana Miafin’ny Avo Indrindra

Inona ilay ‘toerana miafin’i Jehovah’, ary nahoana isika no ho voaro raha mijanona ao? (Salamo 91)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hatsarao ny Fanompoanao: Ampio ny Mpianatrao mba Handroso ka Hanokan-tena sy Hatao Batisa

Nahoana no tena ilaina ny manokan-tena sy atao batisa? Inona no azonao atao mba hanampiana ny mpianatrao hanatratra an’ireo tanjona ireo?

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Efa Antitra Nefa Vao Mainka Mandrobona

Asehon’ny Salamo 92 fa afaka mamokatra foana ny olo-marina, rehefa manompo an’i Jehovah, na dia efa be taona aza.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Tsaroan’i Jehovah fa Vovoka Ihany Isika

Nampiasa sarin-teny i Davida ao amin’ny Salamo 103, rehefa nilaza hoe tena miantra i Jehovah.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

“Misaora An’i Jehovah”

Manampy antsika mba ho zatra mankasitraka sy misaotra an’i Jehovah ny Salamo 106.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

“Inona no Havaliko An’i Jehovah?”

Inona no nataon’ilay mpanao salamo mba hampisehoany hoe mankasitraka an’i Jehovah izy? (Salamo 116)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Inona ny Tena Marina?

Ampiasao ity fomba fitory vaovao ity mba hanazavana hevitra tsotsotra avy ao amin’ny Baiboly.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Ezaka Manokana Hizarana Ny Tilikambo Fiambenana Amin’ny Septambra

Resahin’ilay Tilikambo Fiambenana hoe ahoana no ampiononan’Andriamanitra antsika.