15- 21 Aogositra
SALAMO 102-105
Hira 80 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Tsaroan’i Jehovah fa Vovoka Ihany Isika”: (10 min.)
Sl 103:8-12: Mamindra fo amintsika sy mamela antsika i Jehovah, rehefa mibebaka isika (w13 15/6 20 § 14; w12 15/7 16 § 17)
Sl 103:13, 14: Fantatr’i Jehovah tsara hoe inona no zakantsika sy tsy zakantsika (w15 15/4 26 § 8; w13 15/6 15 § 16)
Sl 103:19, 22: Tena ankasitrahantsika i Jehovah satria mamindra fo sy mangoraka. Lasa te hanohana ny zony hitondra àry isika (w10 15/11 24 § 5; w07 1/12 21 § 1)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
Sl 102:12, 27: Nahoana no manampy antsika ny misaintsaina ny fifandraisantsika amin’i Jehovah, rehefa kivy isika? (w14 15/3 16 § 19-21)
Sl 103:13: Nahoana no tsy valian’i Jehovah eo no ho eo daholo izay angatahintsika? (w15 15/4 25 § 7)
Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?
Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Sl 105:24-45
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (2 min. na latsaka) g16.4 10-11: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.
Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) g16.4 10-11: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.
Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) bh 165-166 § 3-4: Ampio ilay mpianatra hahita hoe ahoana no azony ampiharana an’ilay zavatra ianarany.
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Aza Hadinoina Mihitsy Izay Efa Nataon’i Jehovah ho Anao (Sl 103:1-5): (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso aloha ilay video hoe Nankaleo Ahy ny Fomba Fiainako. (Jereo ny jw.org/mg, ao amin’ilay hoe MOMBA ANAY > NY ATAONAY.) Anontanio avy eo ny mpanatrika hoe: Nahoana isika no tokony hidera an’i Jehovah? Inona avy ny fitahiana ho azontsika noho i Jehovah tsara toetra?
Fianarana Baiboly: (30 min.) ia toko 22 § 1-13
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 131 sy Vavaka