22- 28 Aogositra
SALAMO 106-109
Hira 2 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Misaora An’i Jehovah”: (10 min.)
Sl 106:1-3: Mendrika ny hisaorantsika i Jehovah (w15 15/1 8 § 1; w02 1/6 18 § 19)
Sl 106:7-14, 19-25, 35-39: Lasa tsy nahay nankasitraka intsony ny Israelita ka nivadika tamin’i Jehovah (w15 15/1 8-9 § 2-3; w01 15/6 13 § 1-3)
Sl 106:4, 5, 48: Be dia be ny antony tokony hisaorantsika an’i Jehovah (w11 15/10 5 § 7; w03 1/12 15-16 § 3-6)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
Sl 109:8: Efa voalahatr’Andriamanitra hamadika an’i Jesosy ve i Jodasy? (w00 15/12 24 § 20; it “Fantatra Mialoha, Voatendry Mialoha”: “Efa voalahatr’Andriamanitra hamadika an’i Jesosy ve i Jodasy, mba hahatanteraka ny faminaniana?” § 1-3)
Sl 109:31: Inona no dikan’ny hoe ‘mitsangana eo ankavanan’ny mahantra’ i Jehovah? (w06 1/9 14 § 8)
Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?
Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Sl 106:1-22
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (2 min. na latsaka) ll 6: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.
Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) ll 7: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.
Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) bh 178-179 § 14-16: Ampio ilay mpianatra hahita hoe ahoana no azony ampiharana an’ilay zavatra ianarany.
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Hanome Izay Ilaintsika i Jehovah (Sl 107:9): (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso aloha ilay video hoe Hanome Izay Ilaintsika i Jehovah. (Jereo ny tv.pr418.com/#mg, ao amin’ilay hoe VIDEO REHETRA > FIANAKAVIANA.) Anontanio avy eo ny mpanatrika hoe inona no azo ianarana amin’ilay video.
Fianarana Baiboly: (30 min.) ia toko 22 § 14-24, famerenana p. 194
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 149 sy Vavaka