Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

8-14 Aogositra

SALAMO 92-101

8-14 Aogositra
  • Hira 28 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) g16.4 fonony: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) g16.4 fonony: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) bh 161-162 § 18-19: Ampio ilay mpianatra hahita hoe ahoana no azony ampiharana an’ilay zavatra ianarany.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 90

  • Mbola Tena Ilaina Ianareo Be Taona (Sl 92:12-15): (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Mbola Tena Ilaina Ianareo Be Taona. (Jereo ny tv.pr418.com/#mg, ao amin’ilay VIDEO REHETRA > NY BAIBOLY.) Anontanio avy eo ny mpanatrika hoe inona no azo ianarana amin’ilay video. Ampirisiho ny be taona mba hitantara amin’ny tanora ny zavatra tsara nataony sy niainany. Ampirisiho koa ny tanora mba hiresaka amin’ny be taona rehefa handray fanapahan-kevitra lehibe.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) ia toko 21 § 13-22, famerenana p. 186

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 29 sy Vavaka