Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Fomba Fitory Modely

Fomba Fitory Modely

MIFOHAZA!

Fanontaniana: Araka ny hevitrao, misy mahatsara azy ve ny hoe miala amin’ny fahazaran-dratsy, dia miezaka hanana fahazarana tsara?

Andinin-teny: Mpto 7:8a

Atolory ilay izy: Misy toro lalana ara-baiboly ato amin’ity gazety ity, mba hanampiana antsika hanana fahazarana tsara.

MIFOHAZA!

Fanontaniana: Tsy maintsy misy fiovana indraindray eo amin’ny fiainana. Ahoana no hiatrehana an’ireny, araka ny hevitrao?

Andinin-teny: Mpto 7:10

Atolory ilay izy: [Asehoy azy ny lahatsoratra eo amin’ny pejy 10.] Misy toro lalana ara-baiboly ato amin’ity lahatsoratra ity, mba hanampiana antsika hiatrika fiovana.

MIHAINOA AN’ANDRIAMANITRA DIA HIAINA MANDRAKIZAY IANAO

Fanontaniana: Manana anarana daholo ny olona rehetra, ohatra hoe ny havantsika na ny namantsika. Ary mba iza no anaran’Andriamanitra?

Andinin-teny: Sl 83:18

Atolory ilay izy: Hita ato amin’ity bokikely ity hoe inona koa no ampianarin’ny Baiboly momba an’Andriamanitra. [Hazavao ny pejy 6 sy 7.]

MAMORÒNA FOMBA FITORY METY AMINAO

Mitadiava fanontaniana sy andinin-teny ary atolory ilay izy, toy ireo ohatra eo aloha ireo.