13-19 Aogositra
LIOKA 19-20
Hira 84 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Fanoharana Momba ny Farantsa Folo”: (10 min.)
Lk 19:12, 13: Nasain’ny “andriandahy” iray nanao raharaham-barotra ny mpanompony mandra-piveriny (jy 232 § 2-4)
Lk 19:16-19: Na tsy nitovy aza ny fahaizan’ireo mpanompo mendri-pitokisana, dia samy nahazo valisoa izy ireo (jy 232 § 7)
Lk 19:20-24: Tsy mba niezaka ilay mpanompo ratsy fanahy, ka namoy izay nananany (jy 233 § 1)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
Lk 19:43: Ahoana no nahatanterahan’io tenin’i Jesosy io? (“fefy hazo maranitra” fanazavana Lk 19:43, nwtsty)
Lk 20:38: Nahoana io tenin’i Jesosy io no manampy antsika hatoky kokoa fa mbola hitsangana ny maty? (“satria aminy dia velona daholo izy rehetra ireo” fanazavana Lk 20:38, nwtsty)
Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
Inona koa ny harena miafina hitanao?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Lk 19:11-27
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (2 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina.
Video Fiverenana Mitsidika Voalohany: (5 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.
Lahateny: (6 min. na latsaka) w14 15/8 29-30: Foto-kevitra: Fitsanganana Amin’ny Maty eto An-tany ve no Tian’i Jesosy Horesahina ao Amin’ny Lioka 20:34-36?
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Hatsarao ny Fanompoanao: Ampiasao Tsara ny JW.ORG”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video.
Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 33
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 116 sy Vavaka