Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

20-26 Aogositra

LIOKA 21-22

20-26 Aogositra
  • Hira 27 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Efa Manakaiky ny Fanafahana Anareo”: (10 min.)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Lk 21:33: Inona no mety ho tian’i Jesosy holazaina eo amin’io andininy io? (“Ny lanitra sy ny tany ho levona”, “ny teniko tsy mba ho levona mihitsy” fanazavana Lk 21:33, nwtsty)

    • Lk 22:28-30: Inona ilay fifanekena nataon’i Jesosy? Nataony tamin’iza izy io, ary inona no vokany? (w14 15/10 16 § 15-16)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Lk 22:35-53

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) Vao manomboka miresaka an’ilay hevitra azo resahina ianao dia manohitra ilay olona. Fanoherana fahita eny amin’ny faritaninareo ilay izy, ary miezaka mamaly azy ianao.

  • Fiverenana Mitsidika Voalohany: (3 min. na latsaka) Vao manomboka miresaka an’ilay hevitra azo resahina ianao dia miteny ilay olona hoe mbola sahirana. Asehoy hoe inona no azo atao raha mitranga izany.

  • Video Fiverenana Mitsidika Faharoa: (5 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 136

  • Zavatra ilain’ny fiangonana: (15 min.)

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 34

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 41 sy Vavaka