Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

6-12 Aogositra

LIOKA 17-18

6-12 Aogositra
  • Hira 18 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Asehoy hoe Mahay Mankasitraka Ianao”: (10 min.)

    • Lk 17:11-14: Nanasitrana boka folo i Jesosy (“boka folo lahy”, “mandehana miseho any amin’ny mpisorona” fanazavana Lk 17:12, 14, nwtsty *)

    • Lk 17:15, 16: Ny iray tamin’ireo boka folo ihany no niverina mba hisaotra an’i Jesosy

    • Lk 17:17, 18: Tokony hasehontsika hoe mahay mankasitraka isika (w08 1/8 14 § 8-9)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Lk 17:7-10: Inona no tian’i Jesosy holazaina tamin’io fanoharana io? (“tsy mahasoa” fanazavana Lk 17:10, nwtsty)

    • Lk 18:8: Inona ilay finoana tian’i Jesosy horesahina eo? (“finoana toy izany” fanazavana Lk 18:8, nwtsty)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Lk 18:24-43

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Fitoriana: (4 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

  • Fiverenana Mitsidika Voalohany: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) fg lesona 4 § 1-2

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

^ feh. 7 Mbola tsy misy amin’ny teny malagasy io Baiboly fianarana io. Ao amin’ny Loharanon-kevitra ao Amin’ny Tari-dalana (mwbr) ireo fanazavana ireo (midira ao amin’ny jw.org/mg, ary tsindrio ny ZAVATRA MISY > TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA).