Asehoy hoe Mahay Mankasitraka Ianao
Inona no ianarantsika avy amin’io tantara io?
-
Raha nankasitrahantsika ny nataon’ny olona iray, dia mila lazaintsika aminy mihitsy izany
-
Hita hoe be fitiavana sy mahalala fomba isika raha mahay mankasitraka
-
Raha te hampifaly an’i Kristy isika, dia tokony ho tia sy hahay hankasitraka ny olon-drehetra, na inona na inona fireneny, na fivavahany, na foko misy azy