Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

18-24 Aprily

JOBA 28-32

18-24 Aprily
  • Hira 17 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: g16.2 12-13: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka. (2 min. na latsaka)

  • Fiverenana Mitsidika: g16.2 12-13: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka. (4 min. na latsaka)

  • Fampianarana Baiboly: bh 148 § 8-9 (6 min. na latsaka)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 115

  • Tahafo Ireo Olona Tsy Nivadika (1Pe 5:9): (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Harold King: Tsy Nivadika na dia Nogadraina Aza. (Jereo ny tv.pr418.com/#mg, ao amin’ilay VIDEO REHETRA > FANADINADINANA SY FITANTARANA.) Fanontaniana: Inona no nataon’ny Rahalahy King tany am-pigadrana, mba hatanjaka ara-panahy foana izy? Nahoana no manampy antsika hiaritra zava-tsarotra ny mihira ny hiran’ilay Fanjakana? Mandrisika anao hanao inona ny tantaran’i Harold King?

  • Fianarana Baiboly: ia toko 13 § 13-25, famerenana (30 min.)

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 81 sy Vavaka