Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

25 Aprily–1 Mey

JOBA 33-37

25 Aprily–1 Mey
  • Hira 50 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: Ampiasao ny fomba fitory modely, ka atolory ny fanasana fivoriamben’ny vondrom-paritra 2016. (2 min. na latsaka)

  • Fiverenana Mitsidika: fg lesona 12 § 4-5: Olona nandray fanasana fivoriambe no tsidihina. Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka. (4 min. na latsaka)

  • Fampianarana Baiboly: jl lesona 11: Ampirisiho ilay mpianatra mba hanatrika ny fivoriamben’ny vondrom-paritra. (6 min. na latsaka)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 124

  • Fampahatsiahivana Momba ny Fivoriambe”: (8 min.) Lahateny. Alefaso ilay video Fampahatsiahivana Momba ny Fivoriambe. (Jereo ny tv.pr418.com/#mg, ao amin’ilay hoe VIDEO REHETRA > NY ATAONAY.) Ampirisiho ny rehetra hitady hevitra dieny izao, mba ho afaka hanatrika mandritra ny telo andro. Hazavao ny fandaharana hataon’ny fiangonana mba hizarana fanasana.

  • Zavatra ilain’ny fiangonana: (7 min.)

  • Fianarana Baiboly: ia toko 14 § 1-13 (30 min.)

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 21 sy Vavaka