Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Fomba Fitory Modely

Fomba Fitory Modely

MIFOHAZA!

Atolory ilay izy: Tonga aho mba hanatitra ny anjaranao amin’ity gazety Mifohaza! ity.

Fanontaniana: Ato amin’ny pejy faha-2 ato misy fanontaniana. Iza amin’ireo no valin-teninao?

Andinin-teny: Lk 7:35, f.a.p.

Hazavain’ity lahatsoratra ity fa rehefa ampiharina izay lazain’ny Baiboly, dia tsara foana ny vokany. Izany no porofo fa boky feno fahendrena izy io.

MIFOHAZA!

Fanontaniana: Mahasoa ve ny mampihatra an’ity torohevitra ity, araka ny hevitrao?

Andinin-teny: Mt 6:34

Atolory ilay izy: [Asehoy azy ilay lahatsoratra hoe “Fanahiana”, ao amin’ilay hoe “Inona no Lazain’ny Baiboly?”] Hazavain’ity lahatsoratra ity fa afaka manampy antsika tsy hanahy be loatra ny Baiboly.

Ampianarina

Fanontaniana: Olona maro no te hifandray akaiky amin’Andriamanitra. Fantatrao ve fa mampirisika antsika hanao an’izany ny Baiboly?

Andinin-teny: Jk 4:8a

Atolory ilay izy: Natao hianarana Baiboly ity boky ity, mba hanampiana antsika hahafantatra bebe kokoa an’Andriamanitra. [Resaho ny toko 1 amin’ny boky Ampianarina.]

MAMORÒNA FOMBA FITORY METY AMINAO

 

Mitadiava fanontaniana sy andinin-teny ary atolory ilay izy, toy ireo ohatra eo aloha ireo.