Mandray tsara anabavy tonga mivory indray

TARI-DALANA HO AN’NY FIAINANTSIKA SY NY FANOMPOANA Aprily 2017

Fomba Fitory Modely

Fomba fanolorana ny Mifohaza! sy fomba anazavana ny marina momba ny Fanjakan’Andriamanitra. Jereo ny modely ka mamoròna fomba fitory mety aminao.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Avelao i Jehovah Hamolavola ny Sainao sy ny Fitondran-tenanao

Mamolavola ny toetrantsika i Jehovah, nefa mila manao ny anjarantsika koa isika.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Raiso Tsara Izy Ireo

Inona no azonao atao mba ho hitan’ireo tonga mivory fa mifankatia ny Kristianina sady tia olona?

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Manana “Fo Mahalala” An’i Jehovah ve Ianao?

Noharin’i Jehovah tamin’ny aviavy ny olona, ao amin’ny Jeremia 24. Iza no toy ny aviavy tsara, ary ahoana no azontsika anahafana azy ireny?

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Afaka Mampahery An’ireo Tsy Mitory Intsony ve Ianao?

Sarobidy amin’i Jehovah Andriamanitra foana ireny olona tsy mitory intsony ireny. Ahoana no hanampiantsika azy ireny hiverina eo anivon’ny fiangonana?

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Miezaha ho Be Herim-po toa An’i Jeremia

Naminany i Jeremia hoe ho rava i Jerosalema. Inona no nanampy azy ho be herim-po foana?

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Manampy Antsika ho Be Herim-po ny Hiran’ilay Fanjakana

Nampahery an’ireo Kristianina tany amin’ny toby fitanan’i Sachsenhausen ny hiran’ilay Fanjakana. Afaka mampahery antsika koa izy ireny rehefa misy fitsapana.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Efa Nilaza Mialoha i Jehovah fa Hanao Fifanekena Vaovao

Inona no tsy mampitovy ny fifanekena vaovao amin’ny fifaneken’ny Lalàna? Ary nahoana izy io no hitondra soa mandrakizay?