Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | JEREMIA 22-24

Manana “Fo Mahalala” An’i Jehovah ve Ianao?

Manana “Fo Mahalala” An’i Jehovah ve Ianao?

Noharin’i Jehovah tamin’ny aviavy ny olona

24:5

  • Toy ny aviavy tsara ny Jiosy sasany babo tany Babylona satria tsy nivadika

24:8

  • Toy ny aviavy ratsy kosa i Zedekia Mpanjaka sy ny olon-kafa satria nanao ratsy

Ahoana no hananantsika “fo mahalala” an’i Jehovah?

24:7

  • Hanome antsika “fo mahalala” azy i Jehovah raha mianatra ny Teniny sy mampihatra azy io isika

  • Mila mandinika ny fontsika amin’ny saina tsy miangatra isika, ary manaisotra an’izay toe-tsaina sy faniriana mety hanimba ny fifandraisantsika amin’i Jehovah

Saintsaino hoe: Manana “fo mahalala” an’i Jehovah ve aho? Ahoana no hananako an’izany?