17-23 Aprily
JEREMIA 25-28
Hira 137 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Miezaha ho Be Herim-po toa An’i Jeremia”: (10 min.)
Je 26:2-6: Nasain’i Jehovah nampitandrina ny olona i Jeremia (w09 1/12 24 § 6)
Je 26:8, 9, 12, 13: Tsy nanaiky nampitahorin’ny fahavalony i Jeremia (jr 21 § 13)
Je 26:16, 24: Narovan’i Jehovah io mpaminaniny be herim-po io (w09 1/12 25 § 1)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
Je 27:2, 3: Mety ho nanao inona tao Jerosalema ny mpitondra hafatra avy any amin’ny firenena maro, ary nahoana i Jeremia no nanao zioga ho azy ireo? (jr 27 § 21)
Je 28:11: Ahoana no nampisehoan’i Jeremia hoe nahay nandanjalanja izy rehefa nanohitra azy i Hanania, ary inona no ianarantsika avy amin’izany? (jr 187-188 § 11-12)
Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
Inona koa ny harena miafina hitanao?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Je 27:12-22
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (2 min. na latsaka) T-36: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.
Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) T-36: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.
Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) lv 7 § 4-5: Miezaha hanohina ny fon’ilay mpianatra.
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Manampy Antsika ho Be Herim-po ny Hiran’ilay Fanjakana”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Hira Iray Nanohina ny Fon’ireo Gadra.
Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 11 § 9-21
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 26 sy Vavaka