Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

24-30 Aprily

JEREMIA 29-31

24-30 Aprily
  • Hira 151 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Efa Nilaza Mialoha i Jehovah fa Hanao Fifanekena Vaovao”: (10 min.)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Je 29:4, 7: Nahoana ireo Jiosy natao sesitany no nasaina ‘nikatsaka izay hampiadana’ an’i Babylona, ary ahoana no hampiharantsika an’io toro lalana io? (w96 1/5 11 § 5)

    • Je 29:10: Nahoana io andininy io no manaporofo fa tanteraka ny faminanian’ny Baiboly? (g 6/12 14 § 1-2)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Je 31:31-40

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) Mt 6:10: Ampianaro ny Tena Marina.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Is 9:6, 7; Ap 16:14-16: Ampianaro ny Tena Marina.

  • Lahateny: (6 min. na latsaka) w14 15/12 21: Foto-kevitra: Inona no Tian’i Jeremia Hambara Rehefa Nilaza Izy hoe Mitomany An’ireo Zanany i Rahely?

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA