3-9 Aprily
JEREMIA 17-21
Hira 69 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Avelao i Jehovah Hamolavola ny Sainao sy ny Fitondran-tenanao”: (10 min.)
Je 18:1-4: Manana fahefana amin’ny tanimanga ny mpanefy tanimanga (w99 1/4 22 § 3)
Je 18:5-10: Manana fahefana amin’ny olombelona koa i Jehovah (it “Fibebahana”: “Nahoana Andriamanitra no lazaina fa ‘manenina’, nefa izy lavorary?” § 3)
Je 18:11: Ekeo ny famolavolan’i Jehovah (w99 1/4 22 § 4-5)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
Je 17:9: Ahoana no ahitana fa mamitaka ny fo? (w01 15/10 25 § 13)
Je 20:7: Ahoana no nampiasan’i Jehovah ny heriny tamin’i Jeremia sy namitahany azy? (w07 15/3 9 § 6)
Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
Inona koa ny harena miafina hitanao?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Je 21:3-14
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Omano ny Fitoriana Amin’ity Volana Ity: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso tsirairay ireo video misy “fomba fitory modely”, ary iaraho midinika ny hevi-dehibe. Ampirisiho ny rehetra hiverina hitsidika an’izay nandray an’ilay taratasy mivalona hoe Inona ny Fanjakan’Andriamanitra?
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Zavatra ilain’ny fiangonana: (5 min.) Raha tsy misy zavatra mila resahina amin’ny fiangonana, dia azo ampiasaina ny Diary (yb16 22). Asao ny mpanatrika hilaza ny fianarana noraisiny.
“Raiso Tsara Izy Ireo”: (10 min.) Lahateny telo minitra. Alefaso avy eo ilay video hoe Steve Gerdes: Tsy Hohadinoinay Mihitsy ny Fandraisana Anay.
Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 10 § 12-19 sy ny efajoro hoe “Nazava Tsikelikely hoe Tsy Mety ny Mampiasa Lakroa” ary ny famerenana “Mino ve Ianao fa Tena Misy ny Fanjakan’Andriamanitra”
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 5 sy Vavaka