Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | JEREMIA 17-21

Avelao i Jehovah Hamolavola ny Sainao sy ny Fitondran-tenanao

Avelao i Jehovah Hamolavola ny Sainao sy ny Fitondran-tenanao

Ekeo ny famolavolan’i Jehovah

18:1-11

  • Manoro hevitra na mananatra antsika i Jehovah mba hamolavolana ny toetrantsika

  • Mila mankatò sy manaiky hovolavolaina isika

  • Tsy manery antsika hanao zavatra tsy tiantsika i Jehovah

Mety hiova hevitra ny mpanefy tanimanga ka hovany ilay vilany amboariny

  • Nomen’i Jehovah safidy malalaka isika, ka afaka mifidy raha hanaiky hovolavolainy na tsia

  • Manovaova ny fifandraisany amin’ny olona i Jehovah arakaraka ny hoe manaiky ny tari-dalany ve izy ireo sa tsia

Amin’ny lafiny inona avy aho no mila volavolain’i Jehovah?