TARI-DALANA HO AN’NY FIAINANTSIKA SY NY FANOMPOANA Aprily 2018
Hevitra Azo Resahina
Hevitra maromaro azo resahina momba ny Baiboly sy izay azontsika atao mba hahasambatra.
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Inona no Itovizan’ny Paska sy ny Fahatsiarovana ary Inona no Maha Samy Hafa Azy?
Tsy hoe natao hampahafantarana mialoha ny Fahatsiarovana ny Paska. Betsaka anefa ny zavatra azontsika ianarana avy amin’izy io.
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Nahoana Isika no Manao Mpianatra? Aiza no Hanaovana Azy? Ary Amin’ny Fomba Ahoana?
Mampianatra ny olona hitandrina an’izay rehetra nandidian’i Jesosy ny hoe manao mpianatra. Tafiditra amin’izany ny hoe mampianatra azy hampihatra ny fampianaran’i Jesosy sy hanaraka ny modeliny.
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Itorio sy Ampianaro ny Olona mba ho Lasa Mpianatr’i Jesosy
Nandidy ny mpanara-dia azy i Jesosy mba handeha hanao mpianatra. Inona no tafiditra amin’izany? Ahoana no hanampiantsika ny olona handroso ara-panahy?
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Voavela ny Helokao”
Inona no ianarantsika avy amin’ilay fahagagana voaresaka ao amin’ny Marka 2:5-12? Nahoana io tantara io no manampy antsika hiaritra rehefa marary isika?
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Nanasitrana Tamin’ny Sabata i Jesosy
Nahoana i Jesosy no nalahelo mafy, tamin’izay nataon’ny mpitondra fivavahana jiosy? Inona no fanontaniana ahitana raha mahay mangoraka toa an’i Jesosy isika na tsia?
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Mahavita Manangana An’ireo Havantsika Efa Nodimandry i Jesosy
Miresaka olona efa natsangana tamin’ny maty ny Baiboly. Vao mainka isika hino hoe mbola hatsangana ny maty, rehefa misaintsaina an’ireny fitantarana ireny.
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Ampiasao Tsara Ireo Fitaovana Fampianarana
Ampiasao tsara ireo fitaovana fampianarana dia hahomby ianao. Inona no voalohany amin’izany? Tianao ho hay tsara ve ny mampiasa an’ireny fitaovana ireny?