9-15 Aprily
MATIO 27-28
Hira 69 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Nahoana Isika no Manao Mpianatra? Aiza no Hanaovana Azy? Ary Amin’ny Fomba Ahoana?”: (10 min.)
Mt 28:18: Manana fahefana lehibe i Jesosy (w04 1/7 8 § 4)
Mt 28:19: Nirahin’i Jesosy hitory sy hampianatra eran-tany ny mpanara-dia azy (“ataovy mpianatra”, “ny olona any amin’ny firenena rehetra” fanazavana Mt 28:19, nwtsty)
Mt 28:20: Tsy maintsy ampiantsika ny olona mba hianatra sy hampihatra an’izay rehetra nampianarin’i Jesosy (“Ampianaro izy” fanazavana Mt 28:20, nwtsty)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
Mt 27:51: Inona no dikan’ny hoe nitriatra roa ilay ridao? (“ridao”, “toerana masina” fanazavana Mt 27:51, nwtsty)
Mt 28:7: Inona no porofo hoe nanome voninahitra an’ireo vehivavy tonga teo amin’ny fasan’i Jesosy ny anjelin’i Jehovah? (“milaza amin’ny mpianany hoe: ‘Efa natsangana tamin’ny maty izy’” fanazavana Mt 28:7, nwtsty)
Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
Inona koa ny harena miafina hitanao?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Mt 27:38-54
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (2 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina.
Video Fiverenana Mitsidika Voalohany: (5 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.
Lahateny: (6 min. na latsaka) g17.2 14: Foto-kevitra: Maty teo Amin’ny Lakroa ve i Jesosy?
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Itorio sy Ampianaro ny Olona mba ho Lasa Mpianatr’i Jesosy”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Mandritra an’ilay anjara, dia alefaso ilay video hoe Aza Mitsahatra Mitory: Tsy Ara-potoana sy Isan-trano sy ilay hoe Aza Mitsahatra Mitory: Ampahibemaso sy Mampianatra Baiboly.
Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 16
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 73 sy Vavaka