Miarahaba olona liana tonga manatrika Fahatsiarovana

TARI-DALANA HO AN’NY FIAINANTSIKA SY NY FANOMPOANA Aprily 2019

Hevitra Azo Resahina

Hevitra maromaro azo resahina momba ny nahafatesan’i Jesosy Kristy.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Fanomezana ny hoe Mijanona ho Mpitovo

Raha mpitovo ianao, inona no azonao atao mba hanararaotana tsara an’izany?

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Tsy Mivadika Amin’ny Teniny i Jehovah

Inona no ataon’i Jehovah rehefa miatrika olana isika? Manome izay ilaintsika izy mba hahavitantsika hiaritra.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Vonona ho Amin’ny Fahatsiarovana ve Ianao?

Mila manomana ny fontsika isika. Ahoana no hanaovana an’izany?

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Ho Lasa “Zava-drehetra ho An’ny Rehetra” Andriamanitra

Hoavy mahafinaritra no miandry an’ireo tsy mivadika amin’i Jehovah.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

“Andriamanitry ny Fampiononana Rehetra” i Jehovah

Mampiasa ny fiangonana kristianina i Jehovah mba hampiononana an’ireo kivy.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Manaiky Ampianarin’i Jehovah ve Ianao?

Manome antsika ny fampianarana tsara indrindra i Jehovah, ilay Mpampianatra Be Voninahitra.