1-7 Aprily
1 KORINTIANINA 7-9
Hira 136 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Fanomezana ny hoe Mijanona ho Mpitovo”: (10 min.)
1Ko 7:32: Afaka mifantoka kokoa amin’ny fanompoana ny mpitovo, raha oharina amin’ireo manambady (w11 15/1 17 § 3)
1Ko 7:33, 34: “Manahy ny amin’izay an’izao tontolo izao” ny Kristianina manambady (w08 15/7 27 § 1)
1Ko 7:37, 38: Mijanona ho mpitovo ny Kristianina sasany, mba ho afaka hanompo bebe kokoa. Amin’izay ihany izy ireo vao manao “tsara kokoa” noho ireo Kristianina manambady (w96 15/10 12 § 14)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
1Ko 7:11: Rahoviana ny vehivavy kristianina no afaka misintaka amin’ny vadiny? (lv 220-221)
1Ko 7:36: Nahoana no tsara raha “efa dila ny fotoana fivelaran’ny fahatanorana” vao manambady ny Kristianina iray? (w00 15/7 31 § 2)
Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
Inona koa ny harena miafina hitanao?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) 1Ko 8:1-13 (th lesona 5)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Miezaha Hahay Hamaky Teny sy Hampianatra: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Mahaiza Mampiditra Andinin-teny, ary iaraho midinika ny lesona 4 amin’ny bokikely Miezaha.
Lahateny: (5 min. na latsaka) w12 15/11 20: Foto-kevitra: Fanomezana ny hoe Mijanona ho Mpitovo. Azo Amin’ny Fomba Mahagaga ve Anefa Izy Io? (th lesona 12)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Tsy Manambady Nefa Sambatra: (15 min.) Alefaso ilay video ary valio ireto: Inona ny zava-tsarotra atrehin’ny mpitovo maro? (1Ko 7:39) Nahoana no modely ny zanakavavin’i Jefta? Inona no omen’i Jehovah an’ireo tsy mivadika aminy? (Sl 84:11) Inona no azon’ireo anisan’ny fiangonana atao mba hampaherezana ny mpitovo? Inona avy ny karazana fanompoana azon’ny mpitovo atao?
Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 61
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 42 sy Vavaka