Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | 1 KORINTIANINA 14-16

Ho Lasa “Zava-drehetra ho An’ny Rehetra” Andriamanitra

Ho Lasa “Zava-drehetra ho An’ny Rehetra” Andriamanitra

15:24-28

Hoavy mahafinaritra no miandry antsika, raha tsy mivadika amin’i Jehovah isika. Vao mainka isika hatoky hoe ho tanteraka ny zavatra ampanantenainy, raha mafana fo isika miresaka momba an’ilay izy. Ho lasa “zava-drehetra ho an’ny rehetra” i Jehovah amin’ny faran’ny Fanjakana Arivo Taona. Nampirisihin’ny apostoly Paoly ny Kristianina mba hisaintsaina an’io fotoana io.

Hahazo fitahiana be dia be isika ao amin’ny tontolo vaovao. Inona no tena tsy andrinao? Nahoana?

Nahoana ianao no resy lahatra fa ho tanteraka ny fampanantenan’Andriamanitra?