29 Aprily–5 Mey
2 KORINTIANINA 1-3
Hira 44 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“‘Andriamanitry ny Fampiononana Rehetra’ i Jehovah”: (10 min.)
[Alefaso ilay video Fampidirana ny 2 Korintianina.]
2Ko 1:3: “Rain’ny fangorahana” i Jehovah (w17.07 13 § 4)
2Ko 1:4: Manampy antsika hampionona ny hafa i Jehovah (w17.07 15 § 14)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
2Ko 1:22: Inona ilay “antoka” sy “tombo-kase” omen’Andriamanitra ny Kristianina voahosotra tsirairay? (w16.04 32)
2Ko 2:14-16: Inona no mety ho tao an-tsain’ny apostoly Paoly rehefa niteny izy hoe “filaharan’ny mpandresy”? (w10 1/8 23)
Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
Inona koa ny harena miafina hitanao?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) 2Ko 3:1-18 (th lesona 10)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Video Fiverenana Mitsidika Faharoa: (5 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.
Fiverenana Mitsidika Faharoa: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 6)
Fampianarana Baiboly: (5 min. na latsaka) bhs 52 § 3-4 (th lesona 8)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Manaiky Ampianarin’i Jehovah ve Ianao?”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Manankarena Ara-panahy Satria Ampianarin’i Jehovah.
Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 64
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 130 sy Vavaka