TARI-DALANA HO AN’NY FIAINANTSIKA SY NY FANOMPOANA Aprily 2020

Hevitra Azo Resahina

Hevitra azo resahina momba ny fikasan’Andriamanitra sy ny fomba hahatanterahan’izy io.

6-12 Aprily

Ahoana no hanomananao ny fonao ho amin’ny Fahatsiarovana ny nahafatesan’i Kristy?

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Nanao Fifanekem-pihavanana i Jakoba sy Labana

Inona no azonao atao mba hihavana foana amin’ny hafa na hihavana indray?

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Miady Mafy ve Ianao mba Hahazoana Fitahiana?

Vonona hiezaka be ve ianao mba hahazoana ny fitahian’Andriamanitra?

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Inona no Tena Zava-dehibe Amiko?

Inona no tena zava-dehibe aminao, rehefa jerena ny fanapahan-kevitra raisinao momba ny asa fivelomana?

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Ratsy Be ny Vokatr’ilay hoe Miaraka Amin’ny Naman-dratsy

Ahoana no hahalalanao raha namana tsara ny olona iray na tsia?

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

“Ario ny Andriamani-kafa”

Inona no azonao atao raha tianao ny hampifaly an’i Jehovah sady tsy hisy heriny eo amin’ny fiainanao ny demonia?