Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hevitra Azo Resahina

Hevitra Azo Resahina

●○○ FITORIANA

Fanontaniana: Inona no fikasan’Andriamanitra tamin’izy namorona ny olombelona?

Andinin-teny: Ge 1:28

Horesahina amin’ny manaraka: Inona no porofo fa mbola ho tanteraka ny fikasan’Andriamanitra?

○●○ FIVERENANA MITSIDIKA VOALOHANY

Fanontaniana: Inona no porofo fa mbola ho tanteraka ny fikasan’Andriamanitra?

Andinin-teny: Is 55:11

Horesahina amin’ny manaraka: Hanao ahoana ny fiainana rehefa tanteraka ny fikasan’Andriamanitra?

○○● FIVERENANA MITSIDIKA FAHAROA

Fanontaniana: Hanao ahoana ny fiainana rehefa tanteraka ny fikasan’Andriamanitra?

Andinin-teny: Sl 37:10, 11

Horesahina amin’ny manaraka: Inona no tokony hataontsika raha te hahita an’izany isika?

EZAKA MANOKANA HIZARANA FANASANA FAHATSIAROVANA (14 Martsa–7 Aprily):

“Misy fotoan-dehibe tianay hanasana anao. Olona an-tapitrisany no hanatrika azy io. Mitsingerina amin’io fotoana io mantsy ny andro nahafatesan’i Jesosy.” Omeo fanasana ilay olona. “Voalaza ao amin’iny fanasana iny ny toerana sy ny ora hanaovana azy. Misy lahateny tianay hanasana anao koa ny alahady (na asabotsy) alohan’io.”

Horesahina amin’ny manaraka raha liana ilay olona: Inona no antony nahafatesan’i Jesosy?