Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

13-19 Aprily

GENESISY 31

13-19 Aprily
  • Hira 112 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Fitoriana: (4 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Ahoana no ahitana hoe nanazava tsara an’ilay andinin-teny ilay anabavy? Inona no nolazain’ilay anabavy mba ho vonona ho amin’ny fiverenana mitsidika ilay olona?

  • Fitoriana: (3 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Manohitra ilay olona, ary fanoherana fahita eny amin’ny faritaninareo ilay izy. Miezaka mamaly azy ianao. (th lesona 4)

  • Fitoriana: (5 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Manolora bokikely Vaovao Tsara avy eo, ary ampiasao ny lesona 5 mba hanombohana fampianarana Baiboly. (th lesona 8)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 77

  • Ampaherezo Ireo Tsy Mitory Intsony: (20 min. na latsaka) Lahateny ataon’ny anti-panahy. Alefaso ilay video hoe Miahy ny Ondriny i Jehovah. Aorian’izay, dia miresaha hevitra mampahery vitsivitsy avy ao amin’ilay bokikely hoe Miverena Amin’i Jehovah, pejy 14.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 111 § 1-9

  • Teny Famaranana (3 min. na latsaka)

  • Hira 146 sy Vavaka