Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | GENESISY 31

Nanao Fifanekem-pihavanana i Jakoba sy Labana

Nanao Fifanekem-pihavanana i Jakoba sy Labana

31:44-53

Nahoana i Jakoba sy Labana no nanangana antontam-bato?

  • Izy io no vavolombelona amin’ny mpandalo hoe nanao fifanekem-pihavanana izy roa lahy

  • Nampahatsiahy azy ireo ilay izy hoe mijery azy ireo i Jehovah, ka mahita raha manaja an’ilay fifanekena izy ireo na tsia

Tian’i Jehovah hihavana tsara ny mpanompony amin’izao. Nahoana ireto zavatra telo ireto no hanampy antsika hihavana foana na hihavana indray?