Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

20-26 Aprily

GENESISY 32-33

20-26 Aprily
  • Hira 21 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Fiverenana Mitsidika Voalohany: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Ahoana no ahitana hoe niezaka nampianatra zavatra marina i Hanitra? Ahoana no ahitana hoe nahay niara-niasa i Hanitra sy Mino?

  • Fiverenana Mitsidika Voalohany: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 12)

  • Fiverenana Mitsidika Voalohany: (5 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Teneno ilay olona fa tianao haseho azy ilay video hoe Ahoana no Atao Rehefa Mianatra Baiboly? (mody asehoy fotsiny fa aza alefa). Iaraho midinika ilay izy avy eo. (th lesona 16)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA