Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

27 Aprily–3 Mey

GENESISY 34-35

27 Aprily–3 Mey
  • Hira 28 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Fiverenana Mitsidika Faharoa: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Ahoana no nataon’i Hanitra mba hanohinana ny fon’ilay olona? Inona no azontsika atao mba hanombohana fampianarana Baiboly amin’ny boky Ianarana?

  • Fiverenana Mitsidika Faharoa: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 13)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min. na latsaka) fg lesona 4 § 6-7 (th lesona 14)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA