Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | GENESISY 34-35

Ratsy Be ny Vokatr’ilay hoe Miaraka Amin’ny Naman-dratsy

Ratsy Be ny Vokatr’ilay hoe Miaraka Amin’ny Naman-dratsy

34:1, 2, 7, 25

Hitanao angamba hoe manana toetra tsara ny mpiara-monina, mpiara-mianatra, na mpiara-miasa aminao. Izany ve anefa midika hoe namana tsara izy ireo? Ahoana no hahalalana raha namana tsara ny olona iray na tsia?

  • Hanampy ahy hifandray kokoa amin’i Jehovah ve izy?

  • Inona no zava-dehibe aminy rehefa jerena ny zavatra resahiny?—Mt 12:34

SAINTSAINO IZAO: ‘Manampy ahy hifandray kokoa amin’i Jehovah ve ny namako?’