10-16 Desambra
ASAN’NY APOSTOLY 12-14
Hira 60 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Nampian’i Barnabasy sy Paoly ho Lasa Kristianina ny Olona Tany An-tany Lavitra”: (10 min.)
As 13:2, 3: Nofidin’i Jehovah hanao asa manokana i Barnabasy sy Saoly (bt 86 § 4)
As 13:12, 48; 14:1: Nisy vokany ny ezaka mafy nataon’izy ireo (bt 95 § 5)
As 14:21, 22: Nampian’i Barnabasy sy Paoly hanana finoana matanjaka ireo mpianatra vaovao (w14 15/9 13 § 4-5)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
As 12:21-23: Inona no ianarantsika avy amin’izay nitranga tamin’i Heroda? (w08 15/5 32 § 7)
As 13:9: Nahoana i Saoly no nantsoina koa hoe Paoly? (“Saoly, izay atao koa hoe Paoly”, “Paoly” fanazavana As 13:9, nwtsty)
Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
Inona koa ny harena miafina hitanao?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) As 12:1-17
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (2 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina.
Video Fiverenana Mitsidika Voalohany: (5 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.
Lahateny: (6 min. na latsaka) bt 78-79 § 8-9: Foto-kevitra: Mivavaha ho An’ny Mpiara-manompo.
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Hatsarao ny Fanompoanao: Ampio ‘Izay Manana Toe-po Tsara’ mba ho Lasa Mpanara-dia An’i Jesosy”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Hanampy Anao i Jehovah Andriamanitra.
Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 45
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 55 sy Vavaka