Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | ASAN’NY APOSTOLY 17-18

Tahafo ny Apostoly Paoly Rehefa Mitory sy Mampianatra

Tahafo ny Apostoly Paoly Rehefa Mitory sy Mampianatra

17:2, 3, 17, 22, 23

Ahoana no azonao anahafana ny apostoly Paoly?

  • Ampiasao ny Soratra Masina mba hampisaintsainana ny olona, ary ataovy mifanaraka amin’ny olona itoriana ny fanazavanao

  • Mitoria amin’izay fotoana sy toerana ahitana olona

  • Hajao ny finoan’ny hafa ary mitadiava marimaritra iraisana